Ezra 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia fantatra hoe nisy nanambady vehivavy hafa firenena koa ny taranaky ny mpisorona,+ ka ny avy tamin’ny taranak’i Jesoa+ zanak’i Jozadaka sy ny rahalahiny dia i Mahaseia sy Eliezera sy Jariba ary Gedalia.
18 Dia fantatra hoe nisy nanambady vehivavy hafa firenena koa ny taranaky ny mpisorona,+ ka ny avy tamin’ny taranak’i Jesoa+ zanak’i Jozadaka sy ny rahalahiny dia i Mahaseia sy Eliezera sy Jariba ary Gedalia.