Ezra 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nampanantena* handroaka ny vadiny anefa izy ireo. Meloka izy ireo ka nampanantena hanome ondrilahy avy amin’ny andian’ondry, ho fanatitra noho ny heloka.+
19 Nampanantena* handroaka ny vadiny anefa izy ireo. Meloka izy ireo ka nampanantena hanome ondrilahy avy amin’ny andian’ondry, ho fanatitra noho ny heloka.+