Nehemia 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tafapetraka mihitsy aho raha vao naheno an’izany teny izany, dia nitomany. Nalahelo teny foana aho nandritra ny andro maromaro, ary nifady hanina+ sy nivavaka teo anatrehan’ilay Andriamanitry ny lanitra.
4 Tafapetraka mihitsy aho raha vao naheno an’izany teny izany, dia nitomany. Nalahelo teny foana aho nandritra ny andro maromaro, ary nifady hanina+ sy nivavaka teo anatrehan’ilay Andriamanitry ny lanitra.