Nehemia 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tena nanao ratsy taminao tokoa izahay,+ satria tsy mba nanaraka ny didy sy ny fitsipika ary ny didim-pitsarana izay nomenao an’i Mosesy mpanomponao.+
7 Tena nanao ratsy taminao tokoa izahay,+ satria tsy mba nanaraka ny didy sy ny fitsipika ary ny didim-pitsarana izay nomenao an’i Mosesy mpanomponao.+