Nehemia 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Mba tsarovy ny didy* nomenao an’i Mosesy mpanomponao hoe: ‘Raha mivadika amiko ianareo, dia haparitako any amin’ny firenen-kafa.+
8 “Mba tsarovy ny didy* nomenao an’i Mosesy mpanomponao hoe: ‘Raha mivadika amiko ianareo, dia haparitako any amin’ny firenen-kafa.+