-
Nehemia 2:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia tonga tany amin’ireo governora tany amin’ny faritra Ampitan’ny Renirano aho, ka nomeko azy ny taratasin’ny mpanjaka. Nisy lehiben’ny tafika sy mpitaingin-tsoavaly koa nalefan’ny mpanjaka niaraka tamiko.
-