Nehemia 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary teo akaikin’izy ireo ny Tekoita+ no nanamboatra ny simba. Tsy nanetry tena anefa ny olona ambony teo aminy, ka tsy nanaiky hanao* ny asa nampanaovin’ny tompony. Nehemia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:5 mwb23.07 7; w06 1/2 10 Nehemia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:5 Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana,7/2023, p. 7 Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2006, p. 1015/5/1986, p. 25
5 Ary teo akaikin’izy ireo ny Tekoita+ no nanamboatra ny simba. Tsy nanetry tena anefa ny olona ambony teo aminy, ka tsy nanaiky hanao* ny asa nampanaovin’ny tompony.
3:5 Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana,7/2023, p. 7 Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2006, p. 1015/5/1986, p. 25