Nehemia 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary teo akaikin’izy ireo i Melatia Gibeonita+ sy Jadona Meronotita no nanamboatra ny simba. Avy any Gibeona sy Mizpa+ izy roa lahy ireo, ary teo ambany fahefan’ny* governora atỳ amin’ny faritra Ampitan’ny Renirano.*+
7 Ary teo akaikin’izy ireo i Melatia Gibeonita+ sy Jadona Meronotita no nanamboatra ny simba. Avy any Gibeona sy Mizpa+ izy roa lahy ireo, ary teo ambany fahefan’ny* governora atỳ amin’ny faritra Ampitan’ny Renirano.*+