-
Nehemia 3:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary teo akaikin’izy ireo i Refaia zanak’i Hora, andrianan’ny antsasaky ny faritr’i Jerosalema, no nanamboatra ny simba.
-