-
Nehemia 3:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Teo akaikin’izy ireo i Jedaia zanak’i Haromafa no nanamboatra ny simba tandrifin’ny tranony. Ary teo akaikiny i Hatosy zanak’i Hasabnia no nanamboatra ny simba.
-