Nehemia 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nanarakaraka azy i Nehemia zanak’i Azboka, andrianan’ny antsasaky ny faritanin’i Beti-zora.+ Namboariny ny simba tandrifin’ny Fasan’i Davida+ ka hatrany amin’ilay dobo+ nataon’olona, ary hatreo amin’ny Tranon’ireo Mahery. Nehemia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:16 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1,
16 Nanarakaraka azy i Nehemia zanak’i Azboka, andrianan’ny antsasaky ny faritanin’i Beti-zora.+ Namboariny ny simba tandrifin’ny Fasan’i Davida+ ka hatrany amin’ilay dobo+ nataon’olona, ary hatreo amin’ny Tranon’ireo Mahery.