Nehemia 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary teo akaikiny ny Levita no nanamboatra ny simba, ka i Rehoma zanak’i Bany no nitarika azy ireo. Nanarakaraka azy i Hasabia, andrianan’ny antsasaky ny faritanin’i Keila+ sady solontenan’ny faritaniny.
17 Ary teo akaikiny ny Levita no nanamboatra ny simba, ka i Rehoma zanak’i Bany no nitarika azy ireo. Nanarakaraka azy i Hasabia, andrianan’ny antsasaky ny faritanin’i Keila+ sady solontenan’ny faritaniny.