Nehemia 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nanarakaraka azy i Baroka zanak’i Zabay.+ Nazoto be izy nanamboatra ny ampahany hafa tamin’ilay manda, nanomboka teo amin’ny Andry Manohana ny Manda ka hatrany amin’ny fidirana amin’ny tranon’i Eliasiba+ mpisoronabe.
20 Nanarakaraka azy i Baroka zanak’i Zabay.+ Nazoto be izy nanamboatra ny ampahany hafa tamin’ilay manda, nanomboka teo amin’ny Andry Manohana ny Manda ka hatrany amin’ny fidirana amin’ny tranon’i Eliasiba+ mpisoronabe.