30 Nanarakaraka azy i Hanania zanak’i Selemia sy Hanona, izay fahenina amin’ny zanak’i Zalafa. Nanamboatra ampahany hafa tamin’ilay manda izy ireo.
Nanarakaraka an’ireo kosa i Mesolama+ zanak’i Berekia, izay nanamboatra ny simba tandrifin’ny efitranony.