31 Nanarakaraka azy i Malkia, izay anisan’ny mpanefy volamena. Namboariny ny simba hatrany amin’ny tranon’ny mpanompo tao amin’ny tempoly+ sy ny mpivarotra, tandrifin’ny Vavahady Fanaraha-maso, ary hatrany amin’ilay efitra any an-tampon-trano eo amin’ny zorony.