Nehemia 3:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary ny mpanefy volamena sy ny mpivarotra no nanamboatra ny simba teo anelanelan’ny efitra any an-tampon-trano eo amin’ny zorony sy ny Vavahadin’ondry.+ Nehemia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:32 Fandalinana, Boky 2,
32 Ary ny mpanefy volamena sy ny mpivarotra no nanamboatra ny simba teo anelanelan’ny efitra any an-tampon-trano eo amin’ny zorony sy ny Vavahadin’ondry.+