Nehemia 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia fantatro hoe hay tsy Andriamanitra no naniraka an’io mpaminany io, fa nokaramain’i Tobia sy Sanbala+ izy mba hamitaka ahy.
12 Dia fantatro hoe hay tsy Andriamanitra no naniraka an’io mpaminany io, fa nokaramain’i Tobia sy Sanbala+ izy mba hamitaka ahy.