Nehemia 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Betsaka ny olona tao Joda no efa nianiana fa hanohana azy, noho izy vinantolahin’i Sekania zanak’i Ara.+ I Johanana zanany lahy koa efa nanambady ny zanakavavin’i Mesolama+ zanak’i Berekia.
18 Betsaka ny olona tao Joda no efa nianiana fa hanohana azy, noho izy vinantolahin’i Sekania zanak’i Ara.+ I Johanana zanany lahy koa efa nanambady ny zanakavavin’i Mesolama+ zanak’i Berekia.