Nehemia 7:63 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Ireto ny avy amin’ny mpisorona: Ny taranak’i Habaia sy ny taranak’i Hakoza+ ary ny taranak’i Barzilay, ilay naka vady tamin’ny zanakavavin’i Barzilay+ Gileadita ka nantsoina tamin’ny anaran’ny rafozany.
63 Ireto ny avy amin’ny mpisorona: Ny taranak’i Habaia sy ny taranak’i Hakoza+ ary ny taranak’i Barzilay, ilay naka vady tamin’ny zanakavavin’i Barzilay+ Gileadita ka nantsoina tamin’ny anaran’ny rafozany.