Nehemia 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hitan’izy ireo voasoratra tao amin’ny Lalàna ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy, hoe tokony hipetraka ao anaty trano rantsankazo* ny Israelita mandritra ny fety amin’ny volana fahafito.+ Nehemia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:14 Fandalinana, Boky 1,
14 Dia hitan’izy ireo voasoratra tao amin’ny Lalàna ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy, hoe tokony hipetraka ao anaty trano rantsankazo* ny Israelita mandritra ny fety amin’ny volana fahafito.+