Nehemia 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanao sarivongana* zanak’omby ry zareo, ka nilaza hoe: ‘Io ny Andriamanitsika, ilay nitondra antsika niakatra avy tany Ejipta!’+ Tena tsy nanisy vidiny anao izy ireo.
18 Nanao sarivongana* zanak’omby ry zareo, ka nilaza hoe: ‘Io ny Andriamanitsika, ilay nitondra antsika niakatra avy tany Ejipta!’+ Tena tsy nanisy vidiny anao izy ireo.