Nehemia 10:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nanapa-kevitra koa izahay fa samy tsy maintsy hanome ampahatelona sekely* isan-taona, ho an’ny fanompoana ao an-tranon’ilay* Andriamanitray,+ Nehemia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:32 Fandalinana, Boky 1,
32 Nanapa-kevitra koa izahay fa samy tsy maintsy hanome ampahatelona sekely* isan-taona, ho an’ny fanompoana ao an-tranon’ilay* Andriamanitray,+