Nehemia 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ireto avy ny tanàna kely tany ambanivohitra nipetrahan’ny sasany tamin’ny fokon’i Joda: I Kiriata-arba+ sy ny tanàna niankina taminy,* Dibona sy ny tanàna niankina taminy, Jekabzela+ sy ny tanàna keliny,
25 Ireto avy ny tanàna kely tany ambanivohitra nipetrahan’ny sasany tamin’ny fokon’i Joda: I Kiriata-arba+ sy ny tanàna niankina taminy,* Dibona sy ny tanàna niankina taminy, Jekabzela+ sy ny tanàna keliny,