Nehemia 11:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Zanoa+ sy Adolama ary ny tanàna keliny, Lakisy+ sy ny sahany, ary Azeka+ sy ny tanàna niankina taminy.* Hatrany Beri-sheba ka hatrany amin’ny Lohasahan’i Hinoma izy ireo no nipetraka.*+ Nehemia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:30 Fandalinana, Boky 1,
30 Zanoa+ sy Adolama ary ny tanàna keliny, Lakisy+ sy ny sahany, ary Azeka+ sy ny tanàna niankina taminy.* Hatrany Beri-sheba ka hatrany amin’ny Lohasahan’i Hinoma izy ireo no nipetraka.*+