Nehemia 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ry Andriamanitro ô, mba tsarovy aho+ noho izany zavatra izany. Ary aza hadinoina ny fitiavana sy ny tsy fivadihana nasehoko ho an’ny tranonao sy ho an’ny fanompoana* atao ao.+
14 Ry Andriamanitro ô, mba tsarovy aho+ noho izany zavatra izany. Ary aza hadinoina ny fitiavana sy ny tsy fivadihana nasehoko ho an’ny tranonao sy ho an’ny fanompoana* atao ao.+