Estera 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 tamin’ny taona fahatelo nanjakany, ary nanao fanasambe ho an’ny andrianany sy ny mpanompony rehetra izy. Tonga tao amin’ilay fanasana koa ny tafik’i Persa+ sy Media,+ sy ny olona ambony, ary ny andrianan’ny faritany. Estera Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:3 w06 1/3 8-9 Estera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:3 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/2006, p. 8-915/6/1986, p. 24
3 tamin’ny taona fahatelo nanjakany, ary nanao fanasambe ho an’ny andrianany sy ny mpanompony rehetra izy. Tonga tao amin’ilay fanasana koa ny tafik’i Persa+ sy Media,+ sy ny olona ambony, ary ny andrianan’ny faritany.