Estera 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa tapitra ireo andro ireo, dia nanao fanasambe naharitra fito andro ny mpanjaka, ho an’izay rehetra tao an-dapan’i* Sosana,* hatramin’ny olona ambony ka hatramin’ny olon-tsotra. Natao tao amin’ny zaridainan’ny lapan’ny mpanjaka ilay izy. Estera Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:5 w06 1/3 8-9 Estera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:5 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/2006, p. 8-9
5 Rehefa tapitra ireo andro ireo, dia nanao fanasambe naharitra fito andro ny mpanjaka, ho an’izay rehetra tao an-dapan’i* Sosana,* hatramin’ny olona ambony ka hatramin’ny olon-tsotra. Natao tao amin’ny zaridainan’ny lapan’ny mpanjaka ilay izy.