-
Estera 1:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Noravahana lamba rongony sy lamba landihazo malefaka ary lamba manga ilay zaridaina. Ireo lamba ireo kosa nofatorana tamin’ny kofehy vita tamin’ny lamba tena tsara sy kofehy volonondry volomparasy. Ireo kofehy indray nafatotra teo amin’ny tahony boribory volafotsy izay teo amin’ny andry marbra. Ary nisy fandriana volamena sy volafotsy koa teo ambony rarivato vita tamin’ny pôrfira* sy marbra fotsy sy hara* ary marbra mainty.
-