Estera 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 mba hitondra an’i Vasty vadin’ny mpanjaka ho eo anatrehany, manao diadema.* Tiany haseho amin’ny olona sy ny andriana mantsy ny hatsaran-tarehiny, fa tena tsara tarehy izy. Estera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:11 Fandalinana, Boky 2,
11 mba hitondra an’i Vasty vadin’ny mpanjaka ho eo anatrehany, manao diadema.* Tiany haseho amin’ny olona sy ny andriana mantsy ny hatsaran-tarehiny, fa tena tsara tarehy izy.