-
Estera 1:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia hoy ny mpanjaka: “Raha araka ny lalàna, inona no tokony hatao amin’i Vasty vadin’ny mpanjaka, noho izy tsy nanaiky ny didin’i Ahasoerosy Mpanjaka nampitain’ny tandapa?”
-