-
Estera 1:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia rehefa fantatry ny andriambavin’i Persa sy Media izay nataon’ny vadin’ny mpanjaka, dia hiresaka an’ilay izy amin’ny vadiny koa izy ireo, ka ho be dia be ny olona tsy hanaja sy ho tezitra.
-