Estera 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Taorian’izany, rehefa tsy tezitra intsony i Ahasoerosy Mpanjaka,+ dia tsaroany ny nataon’i Vasty+ sy ny sazy nampiharina taminy.+
2 Taorian’izany, rehefa tsy tezitra intsony i Ahasoerosy Mpanjaka,+ dia tsaroany ny nataon’i Vasty+ sy ny sazy nampiharina taminy.+