Estera 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Vonona hankao amin’ny mpanjaka ilay tovovavy taorian’izay. Dia nomena azy izay rehetra nangatahiny, rehefa niala tao amin’ny tranom-behivavy* izy ka nankao amin’ny tranon’ny mpanjaka.
13 Vonona hankao amin’ny mpanjaka ilay tovovavy taorian’izay. Dia nomena azy izay rehetra nangatahiny, rehefa niala tao amin’ny tranom-behivavy* izy ka nankao amin’ny tranon’ny mpanjaka.