17 Ary tian’ny mpanjaka mihoatra noho ny vehivavy rehetra i Estera. Izy no nahafinaritra azy sy nankasitrahany mihoatra noho ireo virjiny rehetra. Dia napetrany teo an-dohan’i Estera ny diadema, ary nataony solon’i Vasty izy ka lasa vadin’ny mpanjaka.+