Estera 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary tsy niteniteny momba ny havany na ny fireneny i Estera,+ araka ny tenin’i Mordekay taminy. Nanao an’izay nolazain’i Mordekay foana izy, hoatran’ny nataony tamin’izy mbola notezainy.+
20 Ary tsy niteniteny momba ny havany na ny fireneny i Estera,+ araka ny tenin’i Mordekay taminy. Nanao an’izay nolazain’i Mordekay foana izy, hoatran’ny nataony tamin’izy mbola notezainy.+