Estera 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Lasa fantatr’i Mordekay anefa ilay tetika, ka tonga dia nolazainy tamin’i Estera vadin’ny mpanjaka. I Estera indray niresaka tamin’ny mpanjaka, tamin’ny anaran’i Mordekay.*
22 Lasa fantatr’i Mordekay anefa ilay tetika, ka tonga dia nolazainy tamin’i Estera vadin’ny mpanjaka. I Estera indray niresaka tamin’ny mpanjaka, tamin’ny anaran’i Mordekay.*