Estera 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nisy fanadihadiana natao ka fantatra fa tena nisy tokoa ilay tetika. Nahantona teo amin’ny tsato-kazo àry izy roa lahy. Dia nosoratana tao amin’ny boky mirakitra ny tantara daholo izany, teo anatrehan’ny mpanjaka.+
23 Dia nisy fanadihadiana natao ka fantatra fa tena nisy tokoa ilay tetika. Nahantona teo amin’ny tsato-kazo àry izy roa lahy. Dia nosoratana tao amin’ny boky mirakitra ny tantara daholo izany, teo anatrehan’ny mpanjaka.+