Estera 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Taorian’izany, dia nomen’i Ahasoerosy Mpanjaka toerana ambony i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita.+ Nasandrany izy, ka nataony ambony kokoa noho ny an’ny andriana hafa rehetra ny toerany.*+ Estera Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:1 ia 131; w11 1/10 21 Estera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:1 Fandalinana, Boky 1, Tahafo, p. 131 Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/2011, p. 21
3 Taorian’izany, dia nomen’i Ahasoerosy Mpanjaka toerana ambony i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita.+ Nasandrany izy, ka nataony ambony kokoa noho ny an’ny andriana hafa rehetra ny toerany.*+