Estera 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Estera, rehefa naroso ny divay: “Inona no angatahinao, fa homena anao izany? Ary inona no tadiavinao? Fa na ny antsasaky ny fanjakako aza no angatahinao, dia homena anao.”+
6 Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Estera, rehefa naroso ny divay: “Inona no angatahinao, fa homena anao izany? Ary inona no tadiavinao? Fa na ny antsasaky ny fanjakako aza no angatahinao, dia homena anao.”+