Estera 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia lasa i Hamana tamin’iny andro iny, sady falifaly erỳ. Vao nahita an’i Mordekay teo am-bavahadin’ny mpanjaka anefa izy, dia tezitra be taminy. Hitany mantsy hoe tsy nitsangana i Mordekay sady tsy natahotra azy.+ Estera Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:9 ia 139; w12 1/1 25 Estera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:9 Tahafo, p. 139 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/2012, p. 25
9 Dia lasa i Hamana tamin’iny andro iny, sady falifaly erỳ. Vao nahita an’i Mordekay teo am-bavahadin’ny mpanjaka anefa izy, dia tezitra be taminy. Hitany mantsy hoe tsy nitsangana i Mordekay sady tsy natahotra azy.+