Estera 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary tsy nahita tory ny mpanjaka* tamin’iny alina iny, ka nasainy nentina teo aminy ny boky mirakitra ny tantara tamin’izany andro izany.+ Dia novakina tamin’ny mpanjaka ilay izy. Estera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:1 Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/1986, p. 25
6 Ary tsy nahita tory ny mpanjaka* tamin’iny alina iny, ka nasainy nentina teo aminy ny boky mirakitra ny tantara tamin’izany andro izany.+ Dia novakina tamin’ny mpanjaka ilay izy.