-
Estera 6:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary hoy ny mpanjaka: “Inona ny voninahitra sy valisoa efa mba nomena an’i Mordekay tamin’izany nataony izany?” Dia hoy ny mpanompon’ny mpanjaka: “Mbola tsy nisy na inona na inona nomena azy.”
-