4 Taorian’izay dia hoy ny mpanjaka: “Iza no ao an-tokotany ao?” Teo amin’ny tokotany ivelan’ny+ tranon’ny mpanjaka i Hamana tamin’izay. Saika hangataka tamin’ny mpanjaka mantsy izy hoe hahantona eo amin’ilay tsato-kazo efa nomaniny ho azy i Mordekay.+