-
Estera 6:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia aleo ny andriana ambony iray eto amin’ny fanjakana no hiandraikitra an’ilay akanjo sy ilay soavaly. Hampanaovina an’ilay akanjo avy eo ilay lehilahy tian’ny mpanjaka homena voninahitra. Hampitaingenina an’ilay soavaly izy ka hoentina eny amin’ny tany malalaky ny tanàna. Ary tokony hisy hiantsoantso eo alohany hoe: ‘Izao no atao amin’ny lehilahy tian’ny mpanjaka homena voninahitra!’”+
-