-
Estera 6:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tonga dia hoy ny mpanjaka tamin’i Hamana: “Alaivo haingana ilay akanjo sy ilay soavaly. Dia ataovy amin’i Mordekay Jiosy, ilay mipetraka eo am-bavahadin’ny mpanjaka, izany teninao izany ka aza atao misy latsaka na iray aza.”
-