4 Fa namidy izahay,+ dia izaho sy ny fireneko, mba hovonoina sy haringana ary haripaka.+ Raha mba namidy ho mpanompolahy sy mpanompovavy fotsiny mantsy izahay, dia ho nangina ihany aho. Hisy vokany ratsy amin’ny mpanjaka anefa izany loza izany, fa tsy hitondra soa ho azy.”