-
Estera 7:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia hoy i Estera: “Io Hamana ratsy fanahy io no fahavalo sy mpanohitra anay!”
Dia nivarahontsana teo anatrehan’ny mpanjaka sy ny vadiny i Hamana.
-