-
Estera 7:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ary romotra be ny mpanjaka ka nitsangana niala teo amin’ilay fanasana, dia nankany amin’ny zaridainan’ny lapa. I Hamana kosa nitsangana hitalaho tamin’i Estera vadin’ny mpanjaka mba hitsimbinana ny ainy. Fantany mantsy fa tsy maintsy hosazin’ny mpanjaka izy.
-