-
Estera 7:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia niverina avy tany amin’ny zaridainan’ny lapa ny mpanjaka, ka nankao amin’ny trano nisy an’ilay fanasana. Ary hitany niankohoka teo ambonin’ilay fandriana nisy an’i Estera i Hamana. Dia hoy ny mpanjaka: “Dia mbola tadiavin’io hovetavetaina ato an-tranoko koa angaha ny vadin’ny mpanjaka?” Raha vao tapitra ny tenin’ny mpanjaka, dia nisy nanarona ny tarehin’i Hamana.
-