Estera 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanampy an’ireo Jiosy daholo koa ny andrianan’ny faritany, ny lehibem-paritany,+ ny governora, ary izay nikarakara ny raharahan’ny mpanjaka, satria natahotra an’i Mordekay izy ireo.
3 Nanampy an’ireo Jiosy daholo koa ny andrianan’ny faritany, ny lehibem-paritany,+ ny governora, ary izay nikarakara ny raharahan’ny mpanjaka, satria natahotra an’i Mordekay izy ireo.